Jeremia 50:34

Finaritra.
Ho antsika eto Côte d’Ivoire dia « Fête de la Paix » anio.
Ity no firariantsoa hatolotra ny Malagasy rehetra era-tany, ary indrindra fa ny ao Madagasikara:
« Mahery ny Mpanavotra azy, Jehovah, Tompon’ny maro, no anarany; handahatra ny adiny tokoa Izy, mba hampiadana ny tany sy hampangovitra ny mponina any Babylona kosa » (Jer 50,34)
Ho aminareo ny fiadanana. Amen.
Ny Mpitandrina