Joba 22:23

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Amin’izao karemy izao, dia manasa antsika ny Tompo manao hoe:
« Raha miverina aminy ianao, dia haorina tsara, eny, raha ampanalavirinao ny lainao ny heloka » (Job 22,23)
Miandry antsika Izy.
Amen.
Ny Mpitandrina