Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo amintsika anio:
« Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin’ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin’ny Fanahy Masina » (Joda 20)
Amen.
Ny Mpitandrina