Joda 20

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Miorina amin’ny finoana ny mpino no lohahevitra volana Septambra.
Hoy ny Tompo amintsika:
« Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin’ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin’ny Fanahy Masina » (Joda 20)
Amen.
Ny Mpitandrina