Joela 2:13

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Fotoana fandinihan-tena sy fivavahana ary fiverenana amin’ny Tompo ny karemy.
Hoy ny Tompo:
« Ary ny fonareo no triatriaro fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo, fa mamindra fo sy miantra Izy, mahari-po sady be famindrampo ary manenina ny amin’ny loza » (Joela 2,13)
Mahereza.
Ny Mpitandrina