Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho » (Jos 1,5a)
Te hiara-mandeha amintsika mandrakariva Andriamanitra, fa ny olona no mety mahafoy Azy.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina