Miarahaba anareo rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Lohahevitra mikasika ny andraikitry ny mpivady amin’ny vadiny avy no dinihantsika amin’ny Fiaraha-mandinika Soaratra Masina rahampitso zoma 23/06/2023. Ka anisan’izany ity: « Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao amin’ny Tompo » (Kol 3,18).
Manasa ny mpivady rehetra na dia izay tsy mpanatrika hatramin’izay ary mba ho tonga maro. Any am-piangonana amin’ny 7 – 8 ora hariva.
Samia tahin’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina