Levitikosy 20:26

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Miavaka ny olom-boafidy, araka ny tenin’ny Tompo manao hoe:
« Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria Masina Aho Jehovah; ary efa navahako tamin’ny firenena samy hafa ianareo mba ho Ahy » (Lev 20,26)
Mirary soa ho an’ny olom-boafidy. Amen.
Ny Mpitandrina