Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny Tompo mihitsy no te hiara-mandeha amintsika, ka hoy Izy:
« Ary handeha eo aminareo Aho ka ho Adriamanitrareo; ary ianareo ho oloko » (Lev 26,12)
Ianao sisa no handrasana!
Tahin’ny Tompo
Ny Mpitandrina