Lioka 10:19

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa miara-mandeha Tompo isika, dia mandresy ny fahavalo sy ny ratsy rehetra.
Hoy i Jesoa:
« Indro, efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka sy handresy ny hery rehetra ananan’ny fahavalo ianareo, ka tsy hisy hampaninona anareo akory » (Lio 10,19)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina