Lioka 10:20

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hafa mihitsy ny fifalian’ny olom-boafidy manao ny asan’ny Tompo.
Hoy i Jesoa:
« Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo » (Lio 10,20)
Hiriko ho aminao izany fifaliana izany. Amen.
Ny Mpitandrina