Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo ry havana.
Araraoty ny andro hahavelomana mba hiarahana miaina amin’ny Tompo.
Hoy Jesoa:
« Mbola kely ihany no hitoeran’ny mazava aminareo. Mandehana, raha mbola manana ny mazava ianareo, mba tsy hahatratra anareo ny maizina; fa izay mandeha amin’ny maizina dia tsy mahalala izay alehany » (Jaona 12,35)
Mahereza.
Ny Mpitandrina