Finaritra.
Ny fiaraha mandinika Soratra Masina anio hariva dia handinihantsika ny mikasika ny ankohonana na fianakaviana ato amin’ny Baiboly.
Hoy Jesoa:
« Anio no tonga eto amin’ity trano ity ny famonjena, fa izy (Zakaiosy) dia zanak’i Abrahama koa » (Lio 19,9)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina