Finaritra.
Andro fiomanana ny fiavian’ny Tompo izao.
Ho tahaka an’ireo mpiandry ondry anie isika ka hiteny hoe:
« Andeha isika hakany Betlehema ka hizaha izany zavatra vao tonga izany, izay nampahafantarin’ny Tompo antsika » (Lio 2,15)
Aza mijanona raha tsy tafahaona amin’i Jesoa ry havana .
Ny Mpitandrina