Finaritra.
Vanim-potoana hisedrana ny fakam-panahy rehetra ny fiandrasana ny fiavian’ny Tompo. Ny vavaka ihany anefa no handresena an’izany.
Hoy i Jesoa:
« Nahoana no matory ianareo? Mitsangàna, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin’ny fakam-panahy » (Lio 22,46)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina