Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mampahery antsika ny tenin’ny Tompo mikasika ny fahamasinana manao hoe:
« Ny lalàn’ny fahamarinana no teo am-bavany, ary tsy mba nisy tsy fahamarinana teo amin’ny molony; tamin’ny fiadanana sy ny fahitsiana no niarahany nandeha tamiko, ary maro no nampialainy tamin’ny heloka » (Mal 2,6)
Mahereza.
Ny Mpitandrina