Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Tena ratsy ny variana amin’izao fiainana izao ka tsy manamasin-tena. Hoy mantsy ny Tompo:
« Fa, indro, avy ny andro, mandoro toy ny fatana fandoroana izy; ary ny mpirehareha rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra dia ho vodivary; ka dia handoro azy ny andro izay ho avy, hoy Jehovah, Tompon’ny maro, ka tsy hasiany miangana, na ny fakany na ny sampany » (Mal 3,19)
Tandremo izany ry havana.
Ny Mpitandrina