Arabaina tratry ny Alakamisy Masina izay fotoana nanorenan’i Jesoa ny Fanasan’ny Tompo.
Hoy Izy: « Ity no rako amin’ny fanekena, izay alatsaka hamonjy ny maro » (Mar 14,24)
Famonjena ho anao ny tena sy ny rany koa raiso, hano sy sotroy amin’ity anio ity.
Fiadanana.