Faly miarahaba ny mpino rehetra tratran’izao Zoma Masina.
Hosaintsainintsika anio ny soratra teo amin’ny hazo fijaliana manao hoe:
« Ary ny soratra milaza ny nanamelohana Azy dia voasoratra teo amboniny hoe: MPANJAKAN’NY JIOSY » (Mar 15,26)
Miara mahatsiaro an’izany isika anio.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina