Faly miarahaba anareo tratry ny Andro Niakaran’i Jesoa any an-danitra.
« Ary Jesoa Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan’ Andriamanitra » (Mar 16,19)
- Mirary fanoloran-tena vaovao ho anao mba hanao ny asan’ny Tompo.
- Mirary fety sambatra.
Ny Mpitandrina