Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mba ho vonona tsara isika « hitsena ny Tompo amin’ny fiaviany »; dieny izao dia handeha haterintsika ao aminy izay rehetra manavesatra antsika.
Hoy i Jesoa:
« Makanesa atý amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana » (Mat 11,28)
Miandry anao ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina