Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Alahadin’ny reformasiona omaly, dia hoy i Jesoa:
« Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy, ary izay tsy miara-mamory Amiko dia manahaka » (Mat 12,30)
Andao hiaraka manangona ny vokatry ny fitoriana ny Filazantsara amin’i Jesoa isika ary hiaraka hiandry ny ondriny Aminy. Ratsy ny mifanohitra amin’izany.
Mahereza.
Ny Mpitandrina