Matio 16:19

Finaritra.
Ity ny iray amin’ny Soratra Masina roa hodinihantsika rahampitso zoma.
Hoy i Jesoa:
« Homeko anao ny fanalahidin’ny fanjakan’ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao ety ambonin’ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin’ny tany dia hovahana any an-danitra » (Mat 16,19)
Rahampitso halefako eto indray ny andininy manaraka.
Samia tahin’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina