Matio 16:27

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy Izy:
« Fa ho avy ny Zanak’olona amin’ny voninahitry ny Rainy, mbamin’ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony » (Mat 16,27)
Samia mitandrina isika amin’izay atao rehetra, mba tsy ho afa-baraka rehefa tonga amin’ny voninahiny i Jesoa.
Mahereza
Ny Mpitandrina