Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ity ny Soratra Masina faharoa izay hiaraha-mandinika androany hariva.
Hoy i Jesoa:
« Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo etý ambonin’ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo etý ambonin’ny tany dia hovahana any an-danitra » (Mat 18,18)
Amin’ny 7 ora hariva no fotoanantsika any am-piangonana.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina