Matio 19:14

Ny lohahevitra hodinihana amin’ny Étude biblique anio 31 Martsa 2023 dia ny tenin’i Jesoa manao hoe:
« Avelao ny zaza ary aza rarana tsy hanatona Ahy; fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra » (Mat 19,14)

Misaotra ny mpino nanolotra io lohahevitra io.

Manantena ny fahatongavantsika maro izahay ry havana.
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina