Mey 2023

Ary raha mitondra anareo ho ao amin’ny synagoga sy ny mpanapaka ary ny manam-pahefana izy, dia aza manahy izay havalinareo, na izay holazainareo; fa ny Fanahy Masina no hampianatra anareo amin’izany ora izany izay mety holazainareo.
‭‭Lioka‬ ‭12‬:‭11‬-‭12‬