Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Miavaka amin’ny Andriamanitra ivavahana rehetra ity Jesoa Kristy Tompontsika ity satria:
– Andriamanitra velona Izy satria nitsangana tamin’ny maty,
– Eo ankavanan’ny Ray Izy ka mivavaka ho antsika.
Noho izany dia mivavaka isika mba hitombo ny finoana sy ny fahatokiana ary ny fanantenana Azy. Amen.
Ny Mpitandrina