Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Amin’izao herinandeo vaovao izao dia hoy ny Tompo aminao:
« Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara sy izay ilain’i Jehovah aminao, dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindrampo ary hanaraka an’ Andriamanitrao amin’ny fanetren-tena » (Mika 6,8)
Mirary herinandro feno fitahiana ho anao, miaraka amin’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina