Finaritra.
Raha tojo ady sarotra ny mpino dia hoy izy:
« Aza mifaly ahy, ry fahavaloko, fa na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany; raha mitoetra ao amin’ny maizina aho, dia Jehovah no fahazavana ho ahy » (Mika 7,8)
Manazava ny mpino ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina