Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa nahazo ny herin’ny Fanahy Masina ianao, dia hoy ny Tompo:
« Mandehana amin’izao herinao izao » (Mpits 6,14a)
Mahefà be amin’ny asa tsara rehetra. Amen.
Ny Mpitandrina