Nahoma 1:7

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Miavaka ity Andriamanitra ivavahantsika ity satria:
« Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin’ny andro fahoriana, ka mahalala izay mialoka Aminy » (Nahoma 1,7)
Mirary soa ho anao.
Ny Mpitandrina