Ny faharetana sy ny fiaretana amin’ny finoana

Ny faharetana sy ny fiaretana amin’ny finoana, miatrika ny fiainana isan’andro.
Hoy ny Soratra Masina:
« Ry rahalahiko, aoka ny mpaminany izay niteny tamin’ny anaran’ny Tompo no halainareo ho fianarana ny fandeferam-pahoriana sy ny faharetana » (Jak 5,10)
Mba hananantsika faharetana dia inona avy ireo tsy maintsy hianaranatsika amin’ny nataon’ireo mpaminany?
Tongava amin’ny Fiaraha-mandinika Soratra Masina androany hariva fa ao ny valiny.
Mahereza.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina