Ny fiarahana mandeha amin’ny Tompo

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny fiarahana mandeha (miaina) amin’ny Tompo ry havana, dia ny fihainoana sy ny fampiharana ny teniny eo amin’ny fiainana isan’andro.
Mazotoa mamaky sy misaintsaina (méditer) ny Teniny isan’andro.
Ny Mpitandrina