Ohabolana 10:9

Finaritra.
Hoy ny Ohabolana raha miteny ny amin’ny fiarahana mandeha amin’ny Tompo izy:
« Izay mizotra ho olom-banona no mizotra amim-pahatokiana; fa izay manan-toetra miolikolika kosa hiharan-doza » (Oha 10,9 DIEM)
Mangataha ny Fanahy Masina mba hananan’ny kristiana tsirairay avy ny « intégrité » amin’ny fiainana isan’andro. Amen.
Ny Mpitandrina