Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Handraisan’ny taranaka fitahiana ny fananany ray aman-dreny matahotra ny Tompo:
« Ny fahatahorana an’i Jehovah dia fiarovana mahatoky ary ny zanany hahazo fialofana » (Oha 14,26)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina