Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ao anatin’ny fandinihan-tena hatrany isika amin’izao karemy izao.
Hoy ny Tompo:
« Ny vavan’ny adala no fandringanana azy, ary ny molony ihany no fandriky ny fanahiny » (Oha 18,7)
Tandremo izay tenenina mba tsy hanafintohina ny hafa sy tsy hahavery antsika.
Vavaka: « Tompo ô, ampio aho mba hahafehy ny molotro. Amen »
Ny Mpitandrina