Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Eo am-pihomanana ny fitsenana ny fiavian’ny Tompo isika, dia hoy Izy:
« Izay manafina ny fahotany dia tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo » (Oha 28,13)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina