Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Ilaina isika mandeha amin’ny fahitsiana rehefa miaraka amin’ny Tompo.
Hoy ny Ohabolana:
« Izay mandeha tsy misy tsiny no voavonjy; fa izay mivadika ka mandeha amin’ny làlana miolikolika no ho lavo tampoka » (Oha 28,18)
Mahereza.
Ny Mpitandrina