Finaritra.
Ny fanaovana ny marina dia endrika iray amin’ny fiarahana mandeha amin’ny Tompo, koa mahereza:
« Amin’ny alehan’ny fahamarinana no izorako, dia ao amin’ny làlan’ny fitsarana marina » (Oha 8,20)
Amen.
Ny Mpitandrina