Raharaham-Piangonana 15/02/2026


SAMPANA sy ASA :

SEKOLY ALAHADY :
Ny fianarana Sekoly Alahady dia isaky ny Alahady amin’ny 3 ora tolakandro eny am-piangonana Plateau,

SKOTO TRANAINY SY SAKAIZA:
Fifampiarahabana tratry ny taona dia hatao ny Sabotsy 21/02/2026 eny an-tokandranon’I Tatie Clémence mivady amin’ny 2 Plateau ENA amin’ny 14h30-16h30. Toy izao ny fandaharam-potoana: Fifampiarahabana tratry ny taona, Fianaran-kira, Fizarana mofomamy, Echange de Cadeau par famille.
Samy mitondra tsakitsaky sy zava-pisotro sahaza azy avy.

Ny STS no tompon’anjara amin’ny fotoana rehetra amin’ny Alahady 22/02/2026.

KATEKOMENA:
Ny fianarana dia isaky ny amin’ny 2 ora tolakandro eny am-piangonana Plateau?

DIAKONA:
Ny Fivoriana ara-potoana dia hatao eny an-tokantranon’I Tatie Patricia mivady ny Sabotsy 21/02/2026 amin’ny 17h30

FANDAHARAM-POTOANA MANDRITRA NY HERINANDRO

Etude biblique dia hatao eny amin’ny Plateau ny Zoma 20/02/2026 amin’ny 19h-20h.

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.