Raharaham-Piangonana 15/03/2026

SAMPANA SY VAOMIERA :

SEKOLY ALAHADY :
Mianatra ny Sekoly Alahady amin’ny Alahady izao manomboka amin’ny 3 ora tolakandro eny
am-piangonana,

ANTOKOM-PIHIRA:
Misy ny fianaran-kira izay hatao eny am-piangonana amin’ny Sabotsy izao 21/03/2026,
manomboka amin’ny 5 ora tolakandro

KATEKOMENA:
Mianatra ny mpianatra katekomena amin’ny Alahady izao manomboka amin’ny 2 ora tolakandro
eny am-piangonana.

Handeha hanatrika ny 21e Conférence annuelle EMCI any Dabou Toupah ny Mpitandrina, noho
izany dia tsy misy ireo Fandaharam-potoana iarahana aminy, amin’ity herindro ity.

An’Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.