« Rentrée Ecclésiastique » FKMA 2023

Notanterahina ny Alahady 05/11/2023 ny « rentrée Ecclesiastique » FKMA 2023-2024. Fotoampivavahana nandraisan’ ny Sampana rehetra anjara. Natao tamin ‘izany ihany koa ny Fandraisan-tànana ny mpikambana vaoavao ao amin’ny Vaomiarean’ny Vola sy ireo Tanora mpiandraikitra ny ‘Projection’. Nifarana tamin ‘ny fifampizarana mofomamy