Romana 12:11

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Na dia ao anatin’ny fialan-tsasatra aza isika, ny mpino mijoro amin’ny finoana dia miezaka hatrany amin’ny fanompoana ny Tompo.
Ho fampaharezana antsika dia hoy izy:
« Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin’ny fanompoana ny Tompo » (Rom 12,11)
Amen.
Ny Mpitandrina