Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa miorina amin’ny finoana ianao, dia eritrerto koa ny hafa.
Hoy ny Soratra Masina:
« Samia isika manao izay mahafaly ny namantsika amin’izay mahasoa ka mampiorina azy amin’ny finoana » (Rom 15,2)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina