Finaritra.
Ity misy fanirian’i Paoly Apostoly ho an’izay manamasina ny tenany rehetra:
« Fa efa niely any amin’ny olona rehetra ny lazan’ny fanarahanareo. Ary faly aho ny aminareo; satria tiako ho hendry amin’izay tsara ianareo , ary tsy hiaro amin’izay ratsy » (Rom 16,19)
Ho amintsika rehetra anie izany. Amen.
Ny Mpitandrina