Romana 16:20

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Amin’izao fiandohan’ny taona izao, dia tononina ho aminareo izao tsodrano izao:
Amin’ny anaran’i Jesoa:
« Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’i Satana faingana eo ambanin’ny tongotrareo.
Ho aminareo ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika » (Rom 16,20)
Amen.
Ny Mpitandrina