Romana 5:19

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Tsaroana mandrakariva koa ny asam-pamonjena nataon’i Jesoa, ao anatin’izao karemy izao:
« Noho ny olona anankiray (Adama) tsy nanaiky an’ Andriamanitra, dia nanjary mpanota ny besinimaro; toy izany koa, noho ny olona anankiray (Jesoa) nanaiky an’ Andriamanitra, dia hanjary olo-marina eo imason’ Andriamanitra ny besinimaro » (Rom 5,19 DIEM)
Manaiky an’i Jesoa amin’ny zavatra rehetra isika. Amen
Ny Mpitandrina