Romana 6:4

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Marina eo amin’ny fiainanao vita batisa ve ity ry havana:
« Koa niara-nalevina taminy tamin’ny batisa ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny vonihitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fianam-baovao » (Rom 6,4)
Inona ny ota mbola tsy resinao ka mety hahafaty anao?
Ny Mpitandrina