Romana 8:16

Miarahaba ny mpino amin’ny anaran’i Jesoa.
Iray amin’izay heverina fa tsara indrindra ataon’ Andriamanitra eo amin’ny fiainatsika ity:
« Ny Fanahy dia miara-milaza amin’ny fanahintsika fa zanak’ Andriamanitra isika » (Rom 8,16)
Tombon-tsoa lehibe azontsika ao amin’i Jesoa izany ry havana, koa derao ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina